| Teny iditra | takoribabo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | takorobabo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/20 |
|