|
|
|
|

Teny iditra takorobabo
Sokajin-teny anarana
 Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
 Kitapon-tsakafon'ny vorona [1.13]
 The craw of a bird [1.2]
 Jabot [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tranon-dremby
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/06