| Teny iditra |
tamberin-tany
|
| Sokajin-teny | kambanteny
|
| Singan-teny | tamberina,
tany |
| | Fahadison-dalana ka mampiverina indray eo amin' izay efa naleha [1.1]
|
| | Bewildered as to the direction of east, west, north, and south [1.2]
|
| | état de celui qui est désorienté, qui ne connait plus les quatre points cardinaux,
par suite d'étourdissement, de changement subit de lieu... [1.3]
|
| Ohatra | Voan’ ny tamberintany koa angamba aho ê!
[2.4]
|
|
| Teny iditra |
tamberintany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taimoro]
Hanina tanindrazana [1.78]
|
|
| Teny iditra |
Tamberintany
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1961 |
| Mpanonta printy | 1961. Imprimerie Faneva.
|
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
| Lahatsoratra |
|
|