|
|
|
|

Teny iditra tanàka
Sokajin-teny mpamaritra
 Gaga, zendana, ilazana olona mahita zavatra mahavariana ka mivanaka, mitanatana ny vava [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tanaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
 (tsy fampiasa) [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra Tanàka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Taanach [2.996]
 Tanak [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/08