| Teny iditra | Tanala | |
| Sokajin-teny | anaram-poko | |
| Singan-teny | t, ala | |
| Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1] | ||
| The dwellers in the forests. [1.2] | ||
| Populations forestières du sud-es [...] [tohiny 1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|