|
|
|
|

Teny iditra tanidilatra > tany dilatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tany, dilatra
 Tany vonton-drano, fotaka [1.1]
 Limon, terre humide [1.3]
 [ tanidilatra ] Fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
 Clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
 [ tanidilatra ] Alluvion [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tany ditra