|
|
|
|

Teny iditra tantano (tantana (tana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tantanana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1]
2Mitondra eto ny Lango, mirary ny Vonivao izahay, ka mba tantano ho tsara e. [2.245]

Teny iditra tantano
Sokajin-teny anarana
 (nom mentionné par Malzac comme l'une des nombreuses déformations de tatamo). Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Nymphaea stellata

Nohavaozina tamin' ny 2019/12/21