|
|
|
|

Teny iditra taova
Sokajin-teny anarana
 The inside of an animal. [1.2]
 Organe, équipement [1.13]
Ohatra 
1Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. [2.445]
2Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04