| Teny iditra | taovany (taova) | |
| Sokajin-teny | anarana sy mpisolo | |
| Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/09/09 |
|