| Teny iditra | tapa-porohana sisa tsy may | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tapaka, forohana, sisa, tsy, may | |
| Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1] | ||
| Tovy hevitra | akanga sisa nanamborana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
|