|
|
|
|

Teny iditra tapika
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Tovy hevitra tapiny

Teny iditra tapika (pika)
Sokajin-teny anarana
 Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
 Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tapika
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11