| Teny iditra | tapiny | |
| Sokajin-teny | anarana tapika sy mpisolo | |
| Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | tapika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2011/12/22 |
|