|
|
|
|

Teny iditra taraina
Sokajin-teny anarana
 Menomenona
Fitantarana ny mahazo ny tena
Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena
Feon-kira mitoreo malahelohelo [1.1]
 A cry or lamentation [1.7]
 Cri, plainte [1.8]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/05