| Teny iditra |
mitaraina
(taraina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao
[1.1]
|
| | To complain; to call out asking for help [1.7]
|
| | Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif:
Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3]
|
| | Se plaindre; crier au secours [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka
[2.472]
|
| 2 | Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko.
[2.508]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitaraina |
| Ny lasa : |
nitaraina |
| Ny hoavy : |
hitaraina |
|
|