| Teny iditra | taranaka | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity Zaza natsangana mahazo mandova [1.1] | |||||||
| Génération, lignée [1.54] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |
|