| Teny iditra | tenatena (tena) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo [1.1] | ||
| Ohatra | Iry hazo an-tendrom-binany miray vody, miray tenatena;
[2.857] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
|