| Teny iditra |
tenatenaina
(tenatena (tena))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
| | Raisina na zaraina eo afovoany [1.1]
|
| | Qu'on saisit, qu’on coupe, qu’on partage au milieu [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
tenatenaina,
tenatenaiko,
tenatenainao,
tenatenainy,
tenatenaintsika,
tenatenainay,
tenatenainareo,
tenatenain',
tenatenain-,
tenatenaim-,
tenatenai- |
| Ny lasa : |
notenatenaina,
notenatenaiko,
notenatenainao,
notenatenainy,
notenatenaintsika,
notenatenainay,
notenatenainareo,
notenatenain',
notenatenain-,
notenatenaim-,
notenatenai- |
| Ny hoavy : |
hotenatenaina,
hotenatenaiko,
hotenatenainao,
hotenatenainy,
hotenatenaintsika,
hotenatenainay,
hotenatenainareo,
hotenatenain',
hotenatenain-,
hotenatenaim-,
hotenatenai- |
| Filaza mandidy : |
tenatenao |
|
|
| Teny iditra |
tenatenaina
(tenatena (tena))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
| | Atao "itena itena": Tsy tokony hotenatenaina ny vehivavy mendrika tahaka azy io [1.1]
|
| | (femme) qu'on tutoie, (homme) qu’une femme tutoie: tsy tokony hotenatenaina ny vehivavy mendrika hohajaina (on ne doit pas tutoyer les femmes respectables) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
tenatenaina,
tenatenaiko,
tenatenainao,
tenatenainy,
tenatenaintsika,
tenatenainay,
tenatenainareo,
tenatenain',
tenatenain-,
tenatenaim-,
tenatenai- |
| Ny lasa : |
notenatenaina,
notenatenaiko,
notenatenainao,
notenatenainy,
notenatenaintsika,
notenatenainay,
notenatenainareo,
notenatenain',
notenatenain-,
notenatenaim-,
notenatenai- |
| Ny hoavy : |
hotenatenaina,
hotenatenaiko,
hotenatenainao,
hotenatenainy,
hotenatenaintsika,
hotenatenainay,
hotenatenainareo,
hotenatenain',
hotenatenain-,
hotenatenaim-,
hotenatenai- |
| Filaza mandidy : |
tenatenao |
|
|