|
|
|
|

Teny iditra tendabe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tenda, be
 Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  tendakely

Teny iditra tenda be
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tenda, be
 Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26