|
|
|
|

Teny iditra tera-mena
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny teraka, mena
 Mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Ohatra 
1Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895]
2ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13