| Teny iditra | tetehina (tetika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|