|
|
|
|

Teny iditra teteho (tetika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tetehina [Fitanisana]
Ohatra 
1Teteho ny hena fa maika harotsaka [1.1]
2Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17