| Teny iditra | tetezana (tety) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray. [1.1] | |||||
| A bridge [1.7] | |||||
| Pont, passerelle [1.8] | |||||
| Pont [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,.
[2.470] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sary |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |
|