|
|
|
|

Teny iditra tety
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Ohatra 
1Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117]
2izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996]

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
 Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
 Action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
 Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
 Bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
 Bouton syphilitique [1.54]
Voambolana 

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] famangiana [1.78]

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
  [Masikoro] Tanety [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21