| Teny iditra | tetezina (tety) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|