| Teny iditra | tezerana (tezitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy Soa fa alim-pody loatra Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | terezana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|