| Teny iditra | tinapaka (tapaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana [1.1] | |||||||
| Coupé, décidé [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatapaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|