| Teny iditra | tinendry (tendry) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1] | |||||||
| Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué Qu'on a désigné, indiqué, fixé Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatendry | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|