| Teny iditra |
voatendry
(tendry)
|
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
| | [1.1]
|
| | Appointed, fixed [1.2]
|
| | Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué Qu'on a désigné, indiqué, fixé Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3]
|
| | Destiné, destinée [1.4]
|
| Ohatra |
| 1 | Voatendry ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort)
[1.4]
|
| 2 | Voatendry ho governora izy (Il a été désigné, choisi, pour être gouverneur)
[1.3]
|
| 3 | Tongava amy ny fotoana voatendry (Arrivez à l'époque fixée)
[1.3]
|
| 4 | I Dada indray no voatendry tamin' izany.
[2.472]
|
| 5 | noho izany, vilany iray ihany no fitondran' ny olona voatendry.
[2.472]
|
|
| Tovy hevitra | |
|