| Teny iditra | tohanana (tohana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|