| Teny iditra |
tohatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1]
|
| | Fandehanana vita ambaratonga [1.13]
|
| | A ladder, a staircase [1.7]
|
| | Escalier [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | échelle [1.3, 1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Niakatra ny tohatra izy
[2.529]
|
| 2 | Tohatra hazo an-trano no miakatra any
[2.4]
|
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
tohatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1]
|
| | Mamelles des vaches, des animaux [1.3]
|
| Voambolana |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
tohatra
|
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
| | Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1]
|
| | Qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
tohatra |
| Filaza mandidy : |
tohara |
|
| Sampanteny |
|