| Teny iditra | tohara > toharana (tohatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | tohara > tohatra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1] | |||||
| Fandehanana vita ambaratonga [1.13] | |||||
| A ladder, a staircase [1.7] | |||||
| Escalier [1.3, 1.8, 1.13] | |||||
| échelle [1.3, 1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Sary |
| ||||
| Teny iditra | tohara > tohatra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1] | |||||
| Mamelles des vaches, des animaux [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | tohara > tohatra | ||||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||
| Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1] | |||||
| Qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
|
|