|
|
|
|

Teny iditra toho
Sokajin-teny anarana
 Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
 Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
 A smallish fish with a flattened head [1.7]
 Poisson à tête plate [1.8]
 Genre de poisson d'eau douce [1.13]
Voambolana 
Ohatra ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [2.48]

Teny iditra toho
Sokajin-teny anarana
 Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
  [Merina] (probablement même origine que tohona ). Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Gymnosporia brachystachya
Ohatra avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [2.48]
Teny nalaina 

Teny iditra Toho
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Tohu [2.996]
 Tohu [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Taohò

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13