|
|
|
|

Teny iditra tokam-bolana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tokana, volana
 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]
 [ tokambolana ] Tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
 [ tokambolana ] Fidèle [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24