|
|
|
|

Teny iditra tokantovo
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny tokana, tovo
 [ tokan-tovo ] Tsihy tokan-dambanana, tsy mivitrana
Hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa [1.1]
 (de tokana : un seul ; et tovo : ici dans le sens de pousse) monocaule, qui n'a qu'une tige longue et mince, comme le scion des arbres fruitiers. Nom général des arbres monocaules, à tronc unique, non ramifié, couronné d'un grand bouquet des feuilles. Ce sont souvent des Araliaceae. [1.196]
Voambolana 
Ohatra Inty ento ity volontsikidy ity ka araraho eo amin' ny ranomasina, fa misava ny ranomasina, ka mandehana hianareo mivady amin' izay ranomasina misava izay, fa rehefa lasana lavidavitra hianareo, dia hahita zavatra maniry tokantovo tsy misy rantsany, ary tokana koa ny fakany. [1.406]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24