|
|
|
|

Teny iditra tokantrano
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tokana, trano
 Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
 Household stuff; the household; house-keeping [1.2]
 A household; a wife [1.7]
 Tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
 Ménage; épouse [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
2Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
3manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
4Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : tokantrano, tokantranoko, tokantranonao, tokantranony, tokantranontsika, tokantranonay, tokantranonareo, tokantranon', tokantranon-, tokantranom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19