| Teny iditra | Toliara | ||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||
| [1.11] | |||
| Nom français: Tuléar [3.1] | |||
| Voambolana | |||
| Tsipelina hafa | Toliary | ||
| Fangi-bolantany | -23.35, 43.6666667 | ||
| Teny iditra | Toliara | ||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||
| Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Anosy, Androy, Atsimo Andrefana, Menabe [3.1] | |||
| Voambolana | |||
| Tsipelina hafa | Toliary | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritany enina | ||
| Sary |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|