| Teny iditra |
atsimo andrefana
|
| Sokajin-teny | kambanteny
|
| Singan-teny | atsimo,
andrefana |
| | Sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [1.1]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao
[2.643]
|
| 2 | Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza.
[1.38]
|
|
|
| Teny iditra |
Atsimo Andrefana
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
/m:hyperonym>
| | Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara
[3.1]
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
| Fangi-bolantany | -19, 47.5
|
| Haianarantany | atsimo#mg.n,
andrefana#mg.n |
| Sary |
|
|