| Teny iditra | tolona | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] Ady (lalao) [1.78] | |||
| Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] | |||
| Lutte [1.13] | |||
| Voambolana | |||
| Ohatra | Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03 |
|