| Teny iditra |
tomandavana
(tandavana (lavana))
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka:
"Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana;
[2.59]
|
| 2 | Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka.
[2.113]
|
| 3 | Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava.
[2.643]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
tomandavana,
tomandavan' |
|
| Sampanteny |
|