| Teny iditra | tomaratara | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1] | ||
| Lucide, clair, brillant [1.3] | ||
| Ohatra | Tsiriry anie aho ka tsiriry tsiriry eny amoron'ny ony sady maitso no tomaratara [2.131] | |
| Tsipelina hafa | tomarataratra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2018/03/18 |
|