|
|
|
|

Teny iditra tomarataratra (tarataratra (taratra))
Sokajin-teny mpamaritra
 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1]
 Lucide, clair, brillant [1.3]
Ohatra Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2018/03/18