|
|
|
|

Teny iditra tongolobe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tongolo, be
  [Betsileo, Merina] (de tongolo et be : gros). Allium cepa L. (Amaryllidaceae). Les variétés à gros bulbe ou oignons d'Egypte. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Allium cepa
Ohatra Tsaroanay izany hazandrano, nohaninay maimaim-poana tany Ejipta, ny voatango, ny voanketsihetsy, ny tongolobe, ny tongolo sy ny tongolon-kova. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03