|
|
|
|

Teny iditra torotoro (toro)
Sokajin-teny mpamaritra
  [Sihanaka] Vakivaky [1.78]
  [Tanala] Vakivaky madinika, potipotika: Torotoro ñy lovia vake [1.78]
 Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-davarangana / Torotoro ny fahavalo tamin' ny ady
Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin' ny zanany tsy niainaintsony. [1.1]
 Crushed to pieces [1.7]
 écrasé; moulu [1.8]
Ohatra 
1Torotoro loatra ny fony diso fanantenana. [2.499]
2Vatana torotoro no nitsimponin' ny mponina. [2.472]
3Jerena izay rehetra nolalovany ka torotoro avokoa. [2.117]
Sampanteny 

Teny iditra torotoro
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Vakivakim-bola, vola madinika [1.78]
  [Tanosy] Vola madinika [1.78]
Voambolana 

Teny iditra torotoro
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] (duplicatif de toro : ce qui peut montrer, révéler le chemin ; la duplication évoque le doute, le caractère dubitatif de cette reconnaissance.). Gluta tourtour Marchand (Anacardiaceae). Espèce commune à l'Indonésie et à la côte Nord-Ouest de Madagascar (Sambirano). Les gros noyaux fibreux flottent sur l'eau de mer et sont encore capables de germer lorsqu'ils touchent terre. On prétend que les piroguiers nomades de l'Océan Indien suivaient autrefois ces noyaux qui les aidaient, avec d'autres repères empiriques, à trouver leur route en mer [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Gluta tourtour

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18