|
|
|
|

Teny iditra totoy (toto)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana totoina [Fitanisana]
Ohatra 
1Totoy ny varintsika, Rabelohako ity! [1.1]
2Alao ny vato fikosoham-bary, ka totoy ny lafarina. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17