| Teny iditra | tovolahy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | tovo, lahy | ||||
| Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [1.1] | |||||
| An unmarried young man [1.7] | |||||
| Jeune homme célibataire [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |
|