| Teny iditra | toy | ||||
| Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||||
| Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala Mody: Manao toy ny mitomany (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [1.1] | |||||
| Like, similar to; (distinguish from toa) [1.7] | |||||
| Comme, semblable [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | toy
![]() | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| kilalao [1.17] | |||||
| Teny iditra | toy
![]() | ||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||
| milalao [1.17] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18 |
|