| Teny iditra | tra-boina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tratra, voina | |
| Voan' ny loza, tra-doza [1.1] | ||
| [ traboina ] Victims of disaster [1.7] | ||
| [ traboina ] Sinistré [1.8] | ||
| Ohatra | Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina.
[1.368] | |
| Teny iditra | Tra-boina | |
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |
| Mpanoratra | Rakoto Odeam | |
| Voambolana | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|