| Teny iditra | tranobe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bezanozano] [ trañobe ] Lapa [1.78] | ||
| Tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... [1.13] | ||
| Maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|