|
|
|
|

Teny iditra Trimobe
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Singan-teny trimo, be
 Bibiolona voalaza ao amin' ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona [1.1]
 A mythical giant; cf. rapeto [1.7]
 Monstre fabuleux [1.8]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03