Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
trohina
(
tro
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Sintonina amin' ny orona na vava, amin' ny alalan' ny rivotra:
Trohy ny tsoka amin' ity taolana ity fa tsara
[
1.1
]
Voambolana
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
trohina
, trohiko, trohinao, trohiny, trohintsika, trohinay, trohinareo, trohin', trohin-, trohim-, trohi-
Ny lasa :
notrohina, notrohiko, notrohinao, notrohiny, notrohintsika, notrohinay, notrohinareo, notrohin', notrohin-, notrohim-, notrohi-
Ny hoavy :
hotrohina, hotrohiko, hotrohinao, hotrohiny, hotrohintsika, hotrohinay, hotrohinareo, hotrohin', hotrohin-, hotrohim-, hotrohi-
Filaza mandidy :
trohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20